
Taorianโny hain-trano nitranga tao Toamasina, dia nidina ifotony nijery, nanampy sy nankahery ireo traboina ny mpikambana vitsivitsy ao aminโny governemanta, isany izany ny ๐๐ซ ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐, Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana. Araka izany dia nanolotra fitaovana toa ny ๐ฌ๐๐ฏ๐จ๐ง๐ฒ, ๐ ๐๐ฅ ๐ก๐ฒ๐๐ซ๐จ๐๐ฅ๐๐จ๐จ๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐, ๐๐ข๐๐จ๐ง๐ฌ ๐ฆ๐๐ซ๐จ๐ฆ๐๐ซ๐จ ๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ข๐ก๐จ๐, ny Minisitra, ho fanohanana ireo fianakaviana traboina sy hiarovana ny fahadiovana ary ny fahasalamanโizy ireo.