𝕍𝔸𝕆𝕍𝔸𝕆-ℙ𝔸ℝ𝕀𝕋ℝ𝔸 𝔸𝕄𝕆ℝ𝕆ℕ’𝕀 𝕄𝔸ℕ𝕀𝔸: π”½π”Έβ„•π”»β„π”Έπ•€π•Šπ”Έβ„•π”Έ 𝕍𝕆ℕ𝕁𝕀𝕄𝔸𝕀𝕂𝔸 π”½π•†π•‹π•†π”»β„π”Έπ”½π•€π•‹β„π”Έπ•Šπ”Έ ℝ𝔸ℕ𝕆 π”½π•€π•Šπ•†π•‹β„π•† 𝕄𝔸𝔻𝕀𝕆

πŸ”Ή Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny π‘΄π’Šπ’π’Šπ’”π’•π’†π’“π’‚π’β€™π’π’š 𝑹𝒂𝒏𝒐, π’π’š π‘­π’‚π’π’‚π’…π’Šπ’π’—π’‚π’π’‚ π’”π’š π’π’š π‘­π’Šπ’…π’Šπ’π’—π’‚π’π’‚ ho fampiakarana ny fisitrahan’ny vahoaka 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐨, ho fanohanana ny fahasalamam-bahoaka sy ny fampandrosoana maharitra. Ao anatin’izany no nanatanterahana ny fandraisana vonjimaika ireo 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐨 ny 17 hatramin’ny 23 desambra 2025, tao amin’ny Faritra 𝐀𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐧𝐒𝐚.
πŸ”Ή Fotodrafitrasa maro no naorina tao amin’ireo π‘²π’‚π’π’Žπ’Šπ’π’Šπ’π’‚ π‘Ίπ’‚π’‰π’‚π’•π’”π’Šπ’‰π’ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’‰π’Šπ’Žπ’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚, π‘¨π’π’‚π’Œπ’‚π’Žπ’Šπ’”π’š π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’‰π’Šπ’‹π’‚π’•π’ π’‚π’“π’š π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’‰π’Šπ’Žπ’Šπ’•π’π’Žπ’ƒπ’ 𝑰𝑰, ahitana tohadrano, Β« captage Β», Β« unitΓ© de traitement Β» ary Β« rΓ©servoir Β», miaraka amin’ireo rafitra famatsian-drano mifandraika amin’izany.
πŸ”Ή Ireo fotodrafitrasa ireo dia natao hanatsarana ny fahazoan’ny mponina 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐨, indrindra ho an’ny tokantrano, ny sekoly ary ny tobim-pahasalamana, ka olona mihoatra ny ➊➎ β“Ώβ“Ώβ“Ώ no misitraka mivantana.
πŸ”Ή Ity fandraisana vonjimaika ity dia manamarika dingana iray lehibe amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina sy ny fanamafisana ireo fotodrafitrasa sosialy fototra ao amin’ny π…πšπ«π’π­π«πš 𝐀𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧’𝐒 𝐌𝐚𝐧𝐒𝐚.
πŸ”Ή Ny fanatanterahana ny tetikasa dia vokatry ny fiaraha-miasa akaiky teo amin’ny πŒπ’π§π’π¬π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π‘πšπ§π¨, 𝐧𝐲 π…πšπ§πšππ’π¨π―πšπ§πš 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 π…π’ππ’π¨π―πšπ§πš sy ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, dia ny 𝐇𝐄𝐋𝐕𝐄𝐓𝐀𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫, π‚π‘πšπ«π’π­π² π–πšπ­πžπ« 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐫𝐒𝐧𝐚𝐬𝐚 π„π†πŒ (π†πˆπ‚).

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”