
Ho fanamafisana ny fahadiovana sy ny fidiovana eny anivonโny sekoly, dia nanolotra fitaovana ilaina (๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐
๐, ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐.) ho anโireo sekoly enina voafantina ho โ๐ฆ๐ฒ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ, ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎโ ny Minisiteranโny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana tao Tsiroanomandidy.