Ho famaliananyolanโnyfisitrahananyranoanyaminโnyfaritraAtsimondrano (manodidinanyTanjombato, Andoharanofotsy, Soavina, Ifarihy, hatranyImerimanjaka) dia nirosoaminโnyfametrahanapaompin-dranovaovaonyorinasa JIRAMA, entinahampiakarananyfamokaranarano.ย
Raha 60m3 isanโoranyranovoatosikโilaypaompyteoaloha, tao aminโnytobin-dranoeoTanjombato, ankehitrinykosa dia tafiakatrahatraminโny 150m3 isanโoranyranovoatosika. Isanyvahaolanaaminโizanykoanyfametrana ยซ groupe รฉlectrogรจne ยป mananatanjaka 220 KVA, mbaahafahanamamokatraranohatranyrahasendramisynyfahatapahan-jiro.ย
Ankoatraanโiovahaolanaio, dia hisyihanykoanytetikasafanamboarana ยซ station ยป vaovaoenyaminโny UTC Tanjombato, izayhamokatraranohatraminโny 100m3 isanโora.ย
Ny 21 Novambra 2025, tonga nijerysynanaramasonyfizotryny asa ny Ministry ny Rano, FanadiovanaarynyFidiovana๐ซ๐๐น๐จ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐จ๐ฐ๐ต๐จ๐ด๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฌ๐๐๐syireompiara-miasaaminyakaiky. Vinavinaina ho vitaaminโnyvolanamey 2026 ny asa fanamborana.ย
Marihina fa tetikasaiarahanaaminโny PAAEP, izayvatsianโnybankyiraisam-pirenena vola ioezakahamahananyolanโnyranoeto Antananarivo io.



