π
ππππππ ππππ / ππ πππ€ππππ£π ππππ: π½πππππππ ππͺ π πππβππͺ βπππ πππ€π π₯π£π πππππ ππ ππππβππͺ ππ ππ ππ₯πππͺ πΈππ₯π€πππππππππ πππ π€πͺ βπ π‘ππ₯πππͺ ππ ππ πΈππ₯πππππ.
Olana ara-pitaovana no antony mampihena ny famokarana ny rano ao Antsahamanenogno sy ny ao aminβny Hopitaly be ao Antalaha ka mahatonga ny fikorontanana ny fitsinjarana ny rano.
Hisy avy hatrany ny fandefasana fitaovana ho entina mamaha ny olana mialohanβny faranβny taona 2025, ary ezahana ho tratrarina ny fiandohanβny taona 2026 ny fandefasana ireo fitaovana vaovao hafa.



