๐”ฝ๐”ธ๐•„โ„™๐•€๐•‹๐”ธ๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐•๐”ธ๐•†๐•๐”ธ๐•† โ„๐•† ๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•๐•€โ„๐”ธ๐•„๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐”ธ๐•„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•Š๐”ธโ„•๐”ธ โ„•๐• ๐”ฝ๐”ธ๐•„๐”ธ๐•‹๐•Š๐•€๐”ธโ„•๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ฝ๐•€๐•Š๐•†๐•‹โ„๐•† ๐•„๐”ธ๐”ป๐•€๐•†

๐”ฝ๐”ธ๐•„โ„™๐•€๐•‹๐”ธ๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐•๐”ธ๐•†๐•๐”ธ๐•† โ„๐•† ๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•๐•€โ„๐”ธ๐•„๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐”ธ๐•„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•Š๐”ธโ„•๐”ธ โ„•๐• ๐”ฝ๐”ธ๐•„๐”ธ๐•‹๐•Š๐•€๐”ธโ„•๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ฝ๐•€๐•Š๐•†๐•‹โ„๐•† ๐•„๐”ธ๐”ป๐•€๐•†
๐Ÿ”นManohy ny ezaka fanatsarana ny famatsiana rano fisotro madio ho anโ€™ny vahoaka manerana ny Nosy ny Fitondram-panjakana aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana. Tafiditra ao anatinโ€™izany ny fanatsarana ny fitaovana entinโ€™ny orinasa mpamatsy rano, dia ny JIRAMA.
๐Ÿ”น Taminโ€™ny alalanโ€™ny tetikasa ๐—ฃ๐—”๐—”๐—˜๐—ฃ, vatsianโ€™ny Banky Iraisam-pirenena vola, dia nanolotra fiara tsy mataho-dalana miisa 12, kamiao 3,5 taonina miisa 01 kamiao 5 taonina miisa 01 ary moto miisa 08 ny Ministera. Ireo fitaovana ireo dia hanamora sy hanafaingana ny asa eny ifotony, indrindra aminโ€™ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ sy ny fanamboarana fotodrafitrasa.
Notanterahina ny 2 martsa 2026 tao Mandroseza ny fanolorana ofisialy, notarihin-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, ๐˜ฟ๐™ง ๐™๐˜ผ๐™•๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™„๐˜ผ๐™„๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™€๐™ก๐™ž๐™– , ary noraisinโ€™ny Tale Jeneralinโ€™ny JIRAMA, ๐™‰๐™ฎ ๐™…๐™š๐™ฃ๐™š๐™ง๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™๐˜ผ๐™Ž๐™Š๐™‡๐™Š๐™ˆ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ƒ๐™–๐™Ÿ๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–.
๐Ÿ”นTsy ho anโ€™Antananarivo irery ireo fitaovana ireo fa hozaraina manerana anโ€™i Madagasikara, ho fanamafisana ny tolotra rano fisotro madio sy hanatsarana ny kalitaonโ€™ny asa ho anโ€™ny mponina. Ary nanantitrantitra ny Minisitra fa tokony ampiasaina aminโ€™ny rariny sy tena hamahana ny olanโ€™ny rano ireo fitaovana ireo.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”