Tontosany 24 Novambra 2025 nyfandraisanavonjimaikany asa fanorenanafotodrafitrasafanadiovanaizaytohananβny UNICEF Madagasikara tao aminβnyFaritra Menabe.Β
Ireo asa ireo dia tafiditra ao anatinβnyfanohizananyezakahanatsarananytontolonβnyrano, nyfanadiovanaarynyfidiovana ho anβnysekolyambaratongafototra.
Nisitrakaizanyny:Β
EPP Andranovoribe, KaomininaAnkilivalo, Distrika Mahabo
EPP Antsondroky, Kaominina Befotaka, Distrika Mahabo
EPP Andohaviana, Kaominina Ampanihy, Faritra Menabe
Maherinβny 500 ireompianatrahahazotombontsoaaminβiretofotodrafitrasavaovaoireto, izaymanamafyny asa fanatsarananytontoloianaranasynyfanadiovanaenyanivonβnysekoly.



