๐”ฝ๐”ธโ„•๐•†๐•ƒ๐•†โ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ฝ๐•†โ„๐”ธ๐”พ๐”ผ ๐”ผโ„•๐• ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• โ„‚๐•€๐•‹ร‰ ๐•Œโ„•๐•€๐•๐”ผโ„๐•Š๐•€๐•‹๐”ธ๐•€โ„๐”ผ ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธ๐•‹๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ธ, ๐”ธโ„•๐•‹๐•Š๐•€โ„๐”ธ๐”น๐”ผ

๐”ฝ๐”ธโ„•๐•†๐•ƒ๐•†โ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ฝ๐•†โ„๐”ธ๐”พ๐”ผ ๐”ผโ„•๐• ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• โ„‚๐•€๐•‹ร‰ ๐•Œโ„•๐•€๐•๐”ผโ„๐•Š๐•€๐•‹๐”ธ๐•€โ„๐”ผ ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธ๐•‹๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ธ, ๐”ธโ„•๐•‹๐•Š๐•€โ„๐”ธ๐”น๐”ผ
๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ, ๐Ÿฏ๐Ÿญ ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ
๐Ÿ”นNotanterahina androany ny fanolorana fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio izay natrehanโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ๐™‰๐™ฎ ๐™†๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™„๐™๐™„๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™ž๐™˜๐™๐™–รซ๐™ก eny aminโ€™ny Citรฉ Universitaire Tsaratanana, ao Antsirabe. Ity hetsika ity dia tafiditra ao anatinโ€™ny ezaka ataonโ€™ny Fanjakana Malagasy, aminโ€™ny alalanโ€™ny ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐—ป๐—ผ, ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐— ๐—˜๐—”๐—›), ho fanatsarana ny fahazoanโ€™ny mponina sy ny mpianatra rano fisotro madio, azo antoka ary maharitra.
๐Ÿ”นNy fotodrafitrasa natsangana dia ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ mahaleo tena mampiasa herinโ€™ny masoandro, ahitana paompy mandeha aminโ€™ny herinโ€™ny masoandro, ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ manana hadiry 10 metatra toratelo (10 mยณ), ary rafitra fanadiovana rano. Ireo fitaovana ireo dia natao manokana hiantohana famatsian-drano mitohy sy madio ho anโ€™ny mpampiasa, ka mpianatra manodidina ny โžŒโžŽโ“ฟ no hisitraka izany mivantana.
๐Ÿ”นAnkoatra ny fanorenana ny forage dia nisy ihany koa ny fanolorana fitaovana fanadiovana sy fidiovana, toy ny kofafa, savony, fandraofam-pako, fitaovana fanasana tanana, gel hydroalcoolique ary borety. Ireo fitaovana ireo dia natolotra ny Kaominina Ambonivohitrโ€™i Antsirabe, ho fanohanana ny ezaka iombonana aminโ€™ny fitandroana ny fahadiovana sy ny fahasalamanโ€™ny mponina.
๐Ÿ”นNandritra ny lahateny izay nataony, nanentana ireo mpianatra sy ny mpampiasa ny fotodrafitrasa ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana ๐‘ซ๐’“ ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฌ๐’๐’Š๐’‚, mba hikojakoja sy hitantana am-pahamatorana ity fotodrafitrasa ity, ho antoka haharetany sy hahasoa ny taranaka ankehitriny sy ny taranaka ho avy.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”