Efa anatin’nyvanim -potoanafahavaratraisikaizao, tsikaritra fa efamiha-mitomboireofakomanodidina, satria dia maronyvoakazovokatra ka antonylehibemahatonganyfako.
Ankehitriny, dia hita fa efamahatratrahatramin’ny 2100 m³ isan’andronyfakoeto Antananarivo, raha 600 hatramin’ny 800 m³ amin’nymahazatra.
Nanolo-tanananyKaominina Antananarivo RenivohitranyMinisteran’ny Rano, nyFanadiovanaarynyFidiovana, nampian’nyMinisteran’nyFanajariananytanysynyFananan-tany, nyamin’nyfanadiovananytananaamin’nyalalan’ny HIMO arynanolotrafitaovanafanadiovanasyny « engins » entinamanadiotatatrasymandraokafako.
Ityhetsikaity dia natao ho fanampianaamin’nyfanalànaireofakomitobakamanodidinaireotoeranaiombonana, izaymetyhiterakaloza ara-pahasalamanasyfanelingelenana ho an’nyfifamoivozana.
Tanjona : nyfahadiovan’nytanànasynyhisorohananyaretinaaterakynyfiparitahan’nyfako.



