Nanolotra taminβny fomba ofisialy ireo ππ¨ππ¨ππ«πππ’ππ«ππ¬π πππ§π¨, π ππ§πππ’π¨π―ππ§π ππ«π² π π’ππ’π¨π―ππ§π (πππ) ho anβireo mpianatra eny aminβny ππ§π’π―ππ«π¬π’πππ§βπ’ ππ¨π§ππ¨π―π¨π«π¨π§π ny Fitondram-panjakana, ny ππ πππ©πππ¦ππ«π ππππ.
Izao dia natao ho famaliana ireo filΓ nβireo mpianatra sy hanatsarana hatrany ny tontolo ianarana, ny fahadiovana ary ny fahasalamana eny anivonβny toeram-pianarana.
Fotodrafitrasa natolotra:
ππ«ππ§π¨ ππ’π―π¨ππ‘ππ§π π¬π² ππ«ππ§π¨ ππ’ππ’π¨π―ππ§π π―ππ¨π―ππ¨ π¦π’π’π¬π ππ, π¦π’π¬π² πππ’ππ«π ππ ππ―π²;
ππ«ππ§π¨ ππ’π―π¨ππ‘ππ§π π¬π² ππ«ππ§π¨ ππ’ππ’π¨π―ππ§π π¦π’π’π¬π π¬π’π―π² (ππ) π§π¨π‘πππ¬ππ«ππ’π§π π¬π² π§π¨π‘ππ―ππ¨π³π’π§π.
Ity asa notanterahana ity dia fanamafisana ny fahavononanβny Fitondram-panjakana, aminβny alalanβny ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§βπ§π² πππ§π¨, π§π² π ππ§πππ’π¨π―ππ§π ππ«π² π§π² π π’ππ’π¨π―ππ§π, hanatsara hatrany ny fisitrahanβny mpianatra rano, fahadiovana ary fidiovana mendrika.



