π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ π•π€π“πŽπ•π€π•π˜ : π€ππŽπ’πˆπŒππ€π‘πˆπ‡π˜ ππˆπ’πˆπ“π‘π€πŠπ€ π…πŽπ“πŽπƒπ‘π€π…πˆπ“π‘π€π’π€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ, π…π€ππ€πƒπˆπŽπ•π€ππ€ π€π‘π˜ π…πˆπƒπˆπŽπ•π€ππ€

Dingana iray hafa no vita amin’ny fanatsarana ny fahazoan’ny mponina rano fisotro madio. Notanterahina ny 30 jolay 2026 lasa teo ny fandraisana ny 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐨 (𝐀𝐄𝐏) tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Anosimparihy, Distrikan’i Mananjary, Faritra Vatovavy. Fanovana lehibe ho an’ny mponina izany, izay niankina tamin’ny ranon’ny reniranon’i Namorona nandritra ny taona maro. Ankehitriny, manana fotodrafitrasa maharitra izy ireo, ka hahafahany misitraka rano fisotro madio azo antoka sy ara-pahasalamana.

Tafiditra ao anatin’ny tetikasa ihany koa ny EPP Iaborano, izay nahazo 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐒𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 ahitana toeram-pivoahana misaraka ho an’ny zazavavy sy zazalahy ary ho an’ny olona manana fahasembanana, miaraka amin’ny toeram-pidiovana sy fanasana tanana. Tambazotra fantsona mirefy 9 km sy paompin-drano iombonana 54 no napetraka, ka manamafy ny fahazoana rano fisotro madio sy ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina eny ifotony.

Vokatry ny fiaraha-miasan’ny πŒπ’π§π’π¬π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π‘πšπ§π¨, 𝐧𝐲 π…πšπ§πšππ’π¨π―πšπ§πš 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 π…π’ππ’π¨π―πšπ§πš, 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐙𝐀𝐑𝐀 π‘π€ππŽ/𝐂𝐑𝐒 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 π‚π‘πšπ«π’π­π² π–πšπ­πžπ«, dia afaka misitraka rano fisotro madio manakaiky ny toeram-ponenany ny mponina manodidina ny 𝟏 πŸ”πŸŽπŸ– ao amin’ny Fokontany Anosimparihy, Bac Namorona ary Maromanitra. Napetraka ihany koa ny rafitra hitantanana sy hikojakojana ireo fotodrafitrasa, mba hiantohana ny faharetany sy ny fitohizan’ny tolotra ho an’ny mponina

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”