
Ao aminโny Kaominina Andranomainty, Fokontany Bemia, dia napetraka ny ๐ฉ๐๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐ ๐๐๐๐ญ๐ซ๐, ๐ฌ๐ข๐ง๐ข๐๐๐ง-๐๐ซ๐๐ง๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐๐๐ข๐ซ๐ฒ ๐๐ฆยณ ๐๐ซ๐ฒ ๐ญ๐๐ฆ๐๐๐ณ๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง-๐๐ซ๐๐ง๐จ, ka mponina manodidina ny ๐๐๐ no misitraka izany. Any Andranofotsy kosa, nahitana ๐ฌ๐ข๐ง๐ข๐๐๐ง-๐๐ซ๐๐ง๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐๐๐ข๐ซ๐ฒ ๐๐ฆยณ, ๐ฉ๐๐ง๐ง๐๐๐ฎ๐ฑ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐๐ข๐ซ๐๐ฌ, ๐ญ๐๐ฆ๐๐๐ณ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ข๐ณ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐ฉ๐๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐๐ข๐ฆ๐ฒ, ka olona ๐๐๐ no mahazo tombontsoa. Raha ny ao Isalo, Fokontany Soatanana Morlot, dia ๐ฉ๐๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐ง๐จ no napetraka, ka mahatratra ๐ ๐๐๐ ny isanโny mponina voakasika.