Notanterahina ny ππ πππ«ππ¬π ππππ ny πππ§ππ«ππ’π¬ππ§π π§π² ππ¨ππ¨ππ«πππ’ππ«ππ¬π π«ππ§π¨ ππ’π¬π¨ππ«π¨ madio nohavaozina ao Antaninandro, Kaominina Ambanivohitra Anosibe Ifanja, Distrikanβi Miarinarivo.
Ahitana siniben-drano 10 mΒ³, fantsona vaovao mirefy 300 m, ary paompin-drano miisa efatra ny fotodrafitrasa, ka π¨π₯π¨π§π πππ no hisitraka izany.
Rano madio, manome antoky ny fahasalamana ary fiainana tsaratsara kokoa no vokatry ny fiaraha-miasanβny Ministeranβny Rano, ny Fanadiovana, sy ny Fidiovana sy ny tetikasa PAGLI.