
Noraisina vonjimaika ny ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ tao aminβny Fokontany Tanambao, Kaominina Ihosy, ny ππ«ππ§π¨ ππ’πππ‘π’π«π’π³ππ§π ππ§πππ§π izay natao hitahirizana mialoha ireo fitaovana ilaina aminβny fiatrehana ny vonjy taitra sy ny fanarenana ireo fotodrafitrasa simba vokatry ny loza voajanahary.