Nisitraka ππ¨ππ¨ππ«πππ’ππ«ππ¬π π―π¨π―π¨π§ππ«ππ§π¨ π§πππ¬ππ«ππ’π§π (ππππ) vaovao ny mponina ao aminβny π π¨π€π¨π§πππ§π² πππ§ππ¦πππ¨, πππ¨π¦π’π§π’π§π ππ¦πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π πππ―π¨π«ππ§π¨, ππ’π¬ππ«π’π€ππ§βπ’ πππ§ππ€ππ«π, taminβny alalanβny fandraisana vonjimaika ny fotodrafitrasa ny ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ.
Fotodrafitrasa rano no napetraka, ka olona πππ no hahazo rano fisotro madio sy azo antoka, ho fanatsarana ny fahasalamana sy ny fari-piainanβny mponina.
Tanteraka izany noho ny fiaraha-miasanβny ππ’π§π’π¬πππ«ππ§βπ§π² πππ§π¨, π§π² π ππ§πππ’π¨π―ππ§π ππ«π² π§π² π π’ππ’π¨π―ππ§π (ππππ), π§π² πππ¨π¦π’π§π’π§π ππ¦πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π πππ―π¨π«ππ§π¨, ππ§πππ« ππ’ππ ππ«π² ππππππ. ππ² ππ ππ§ππ π π«ππ§Γ§ππ’π¬π ππ πΓ©π―ππ₯π¨π©π©ππ¦ππ§π (ππ π) kosa no nanohana ara-bola ny fananganana ny fotodrafitrasa.




