πππππππ-πππππππ πππππππππ: πππ€π¨π₯π’π¦-π©ππ§π£ππ€ππ§π πππ₯π¨ ππ¨ ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ² π§ππ‘ππ³π¨ ππ¨ππ«ππ¦-π©π’ππ’π¨π―ππ§π π¬π² ππ’π―π¨ππ‘ππ§π (ππππ) π―ππ¨π―ππ¨

Ho fanamafisana ny fahadiovana sy ny fahasalamanβny mpianatra eny an-tsekoly, dia notanterahina ny ππ ππ¨π₯ππ² ππππ ny fandraisana vonjimaika ireo fotodrafitrasa momba ny fanadiovana sy ny fidiovana (BSAN) miisa 5, natsangana tao aminβny πππ ππ§π€πππ’π§ππ€ππ§π π, πππ ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ² ππ«π² ππ²πΓ©π ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ², ππ¨ ππ¦π’π§βπ§π² πππ¨π¦π’π§π’π§π ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ² πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π, π
ππ«π’ππ«π ππ¨π§π π¨π₯ππ―π.

Ireo fotodrafitrasa ireo dia natsangana mba hanatsarana ny tontolo iainanβny mpianatra sy hampiroboroboana ny fahazarana momba ny fahadiovana eny anivonβny sekoly. Ahitana trano misaraka ho anβny lahy sy ny vavy izy ireo, miaraka aminβny toeram-pivoahana, trano fidiovana, sy fivoahana, ary toeram-panasana tanana, mifanaraka aminβny filΓ nβny mpianatra sy ny fenitra ara-pahasalamana.

πππ ππ§π€πππ’π§ππ€ππ§π π : π¦π©π’π¬π’ππ«ππ€π π―π’π§ππ―π’π§ππ’π§π π πππ

πππ ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ² : π¦π©π’π¬π’ππ«ππ€π π―π’π§ππ―π’π§ππ’π§π π πππ

ππ²πΓ©π ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ² : π¦π©π’π¬π’ππ«ππ€π π―π’π§ππ―π’π§ππ’π§π π πππ