
Ho fanohanana ireo fianakaviana traboina vokatry ny faharavan-trano nateraky ny fanatanterahana ny tetikasa PORT (SPAT)ao Toamasina, dia nandray fepetra maika ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ, ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐๐ข๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐๐ข๐จ๐ฏ๐๐ง๐ (๐๐๐๐), taminโny alalanโny Fitaleavam-paritra Atsinanana, mba hiantohana ny fahazoanโizy ireo rano fisotro madio sy ny fahadiovana.