
Mitondra fiovana mivaingana eo aminβny fiainanβny mponina ny fahatongavanβny Rano Fisotro Madio ao aminβny π
π¨π€π¨π§πππ§π² πππ‘ππ³π¨ππ«π’π―π¨, πππ¨π¦π’π§π’π§π ππ¦πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π πππ‘ππ₯π², ππ’π¬ππ«π’π€ππ§βππ¦ππ¨ππ¬ππ«π² πππ¬π’π¦π¨. Miisa πππ ireo mponina misitraka mivantana ity fotodrafitrasa vaovao ity, izay ahitana forage, sinibendrano 10mΒ³, Smart Tap roa na toerana fantsakana rano ary toeram-pambolena legioma.