Notanterahina ny ๐๐ ๐๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐, tao aminโny morotsirakโi ๐๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐, ๐ ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐๐๐ญ๐จ๐ฆ๐๐ฌ๐จ๐ง๐ ๐๐ฎ๐, ny hetsika fanadiovana faobe ho fanatsarana ny fahadiovanโny toerana sy fiarovana ny tontolo iainana.
Notarihinโny Lehibenโny Faritra Ambatosoa, niaraka taminโny DREAH Ambatosoa sy ny Kaominina Ambonivohitra Maroantsetra, ny hetsika, ka nandray anjara taminโizany ireo tomponโandraikitra, fikambanana, ONG, mpiasam-panjakana ary ny mponina any antoerana.
Nifantoka taminโny fanalana ny fako teny amoron-dranomasina sy ny fanentanana ny mponina momba ny fitandroana ny fahadiovana ny hetsika. Izany no natao dia mba hampandrosoana ny fizahantany sy fitandroana ny valanaretina tsy hiparitaka.
๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ง๐ญ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ง๐ ยซ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ ๐๐๐๐ข๐จ ยป.



