Tontosa ny ππ π¬π² ππ πππ©πππ¦ππ«π ππππ, tao aminβny πππ¨π¦π’π§π’π§π ππ¦πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π ππ¦ππ¨π‘π’πππ«π², ππ’π¬ππ«π’π€ππ§βπ’ ππ¨π«ππ¦ππ§π π, ny fanolorana sy fitokanana π©ππ¨π¦π©π’π§-ππ«ππ§π¨ π¦π’π’π¬π ππ π‘π¨ ππ§βπ§π² πππ πππ«π¨ππ₯π, πππ πππ§ππ«ππ§π πππ¨ ππ«π² πππ ππ¬ππ«ππ¦π’ππππ².
Manan-danja aminβny fanatsarana ny tontolo ianarana sy ny fiarovana ny fahasalamanβny mpianatra ny fahazoana rano fisotro madio eny an-tsekoly. Ireo fotodrafitrasa ireo dia manamafy ihany koa ny fampiharana ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana (EAH), ho fananganana sekoly madio, salama ary manome tontolo ianarana mendrika ho anβny ankizy.
Tanteraka izany noho ny fiaraha-miasanβny ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§βπ§π² πππ§π¨, π§π² π ππ§πππ’π¨π―ππ§π ππ«π² π§π² π π’ππ’π¨π―ππ§π (ππππ) π¬π² π§π² ππ¨π§ππ² ππ¨π« πππππ ππ¬πππ« (πππ), ka mpianatra maherinβny πππ no hisitraka mivantana ny fahazoana rano fisotro madio, ho fanatsarana ny fahadiovana sy ny fahasalamana eny an-tsekoly.



