
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny ๐๐ ๐๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐ tao amin’ny Fokontany Ampitabe, Kaominina Ambanivohitra Ambohibary, Distrikan’i Moramanga, Faritra Alaotra Mangoro, ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฌ๐ ๐๐๐ฆ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ง-๐๐ซ๐๐ง๐จ (๐๐๐๐), ho fanamafisana ny fahazoan’ny mponina rano fisotro madio sy azo antoka.