Dingana lehibe ho fanatsarana ny famatsiana rano eto Antananarivo : nahomby ny andrana ara-teknika taminโireo paompy roa vaovao ao aminโny ๐จ๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ฒ๐๐ฎ, ka mahatratra ๐ฎ๐ฐ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐บยณ ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ izao ny famokarana rano.
Ao anatinโny tetikasa PAAEP, vatsianโny Banky Iraisam-pirenena ary tanterahinโny MEAH, ity fotodrafitrasa ity dia manampy aminโny fampitomboana ny fahafaha-mamokatra sy fanatsarana ny fisitrahanโny mponina rano fisotro madio.