π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€: π…π’πšπ«πšπ‘πš-𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 π‘πšπ§π¨, π…π’ππ’π¨π―πšπ§πš 𝐬𝐲 π…πšπ§πšππ’π¨π―πšπ§πš

π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€: π…π’πšπ«πšπ‘πš-𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 π‘πšπ§π¨, π…π’ππ’π¨π―πšπ§πš 𝐬𝐲 π…πšπ§πšππ’π¨π―πšπ§πš
πŸ”ΉNandritra ny fitsidihana nataon-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, 𝐃𝐫 π‘π€π™π€π…πˆππƒπ‘πˆπ€ππˆπ€πˆππ€ 𝐌𝐒𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 π€π§π£πšπ«πšπ­π’πšπ§πš 𝐄π₯𝐒𝐚, tao Toliara dia nihaona tamin’ireo mpiara-miombonantoka eo amin’ny sehatra RFF (Rano, Fanadiovana ary Fidiovana) izy.
πŸ”ΉNifantoka tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny fanatrarana vokatra haingana sy maharitra ny dinika, indrindra amin’ny fanatsarana ny fahazoan’ny mponina rano fisotro madio, ny fanadiovana ary ny fahadiovana, indrindra ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana.
πŸ”ΉTetsy an-daniny kosa, dia samy nampiseho sy nanasongadina ny zava-bitany teo amin’ny sehatra iantsorohany ireo mpisehatra eo amin’ny RFF.
πŸ”ΉNanamafy ny fahavononana iombonana ny rehetra hanamafy ny ezaka eny ifotony, ka ny tanjona dia vokatra tsapa mivantana sy fanatsarana ny fiainan’ny mponina, ary ny ho fampandrosoana ny sehatra.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”