???? ??????? ????? ?? ??’?? ?????? : ?????? ?? ??????????? ????????? ??????

?Notanterahina ny ?? ????????? ????, tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fanaovan-tsonian’ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny ???????????’?? ????, ?? ??????????? ?? ?? ????????? (????), izay nosoloan-dramatoa Minisitra ?? ????????????????? ??????? ??????????? ???? tena sy ny orinasa sinoa ??????? ??????? ????????? ???-???? ??., ???, manana traikefa amin’ny teknolojia fanadiovana ny ranomasina ho azo sotroina.
?Nanome voninahitra izao lanonana izao sy nisolo tena ny Filohan’ny Fanavaozana, ?? ?ô?ô???? ????????????? ?????ë?, ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, ?? ?é????? ?é?é??? ?? ??????? ???????????? ????????? ????????? ?? ?? ?ô?ô???? ??????????? ???????????? ???????.
?Ny tanjona dia ny handinika vahaolana ara-teknika, ara-toekarena ary maharitra, ahafahana manova ny ranomasina ho rano fisotro, indrindra ho an’ireo mponina any amin’ny Faritra Atsimon’i Madagasikara.
?Misokatra amin’ny teknolojia vaovao isika, mitady vahaolana maharitra, ary mametraka hatrany ny tombontsoan’ny vahoaka Malagasy ho laharam-pahamehana.

À lire également

ECHOS REGIONAUX – SOFIA : UNE SOLUTION D’URGENCE MOBILISÉE POUR AMÉLIORER L’APPROVISIONNEMENT EN EAU À MANDRITSARA

ECHOS REGIONAUX – ANOSY : À HELIBONDRO, DE NOUVELLES INFRASTRUCTURES POUR AMÉLIORER L’ACCÈS À L’EAU ET À L’ASSAINISSEMENT

ECHOS REGIONAUX – BONGOLAVA : DE NOUVELLES INFRASTRUCTURES D’EAU ET D’ASSAINISSEMENT À AMBARARATABE POUR AMÉLIORER LES CONDITIONS DE VIE DE LA POPULATION