
Ao aminβny ππ©Γ©π«πππ’π¨π§ π, izay iasana ao Antanimena sy Analakely, dia mahatratra ππ,ππ% ny fandrosoanβny asa. Efa πππ π¦πππππ«π ππ¦π’π§βπ’π«ππ¨ π πππ π¦πππππ«π kasaina hametrahana dalots no vita hatreto. Ao aminβny ππ©Γ©π«πππ’π¨π§ π, ao Mahamasina, kosa dia mahatratra ππ,ππ % ny fandrosoanβny asa, ka πππ ππ¦π’π§βπ’π«ππ¨ π¬π’π§π π π πππ no efa vita.