๐โ€™๐ƒ๐ฃ๐š๐ฆ๐ž๐ง๐š, ๐“๐œ๐ก๐š๐, ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”: ๐Œ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐š ๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ง๐จ

๐โ€™๐ƒ๐ฃ๐š๐ฆ๐ž๐ง๐š, ๐“๐œ๐ก๐š๐, ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”: ๐Œ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐š ๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ง๐จ
๐Ÿ”นMandritra ny diany any Nโ€™Djamena, Tchad, dia nanatanteraka fihaonana stratejika roa i ๐˜ฟ๐™ง ๐™๐˜ผ๐™•๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™„๐˜ผ๐™„๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™€๐™ก๐™ž๐™–, Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana.
๐Ÿ”นNy fihaonana voalohany dia niarahana taminโ€™๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ค๐™– ๐™‹๐™–๐™จ๐™จ๐™–๐™กรฉ ๐™†๐™–๐™ฃ๐™–๐™—รฉ ๐™ˆ๐™–๐™ง๐™˜๐™š๐™ก๐™ž๐™ฃ, Minisitry ny Rano sy ny Angovo ao aminโ€™ny Repoblikanโ€™i Tchad. Nifantoka taminโ€™ny fanamafisana ny fiaraha-miasa teo aminโ€™ny firenena roa tonta ny dinika, taminโ€™ny alalanโ€™ny fifampizarana traikefa sy paikady momba ny fitantanana ny loharanon-drano sy ny fanatsarana ny famatsiana rano fisotro madio. Nohamafisinโ€™ny roa tonta ny fahavononana hanitatra ny fiaraha-miasa sy hampiroborobo ireo tetikasa iombonana ho fampandrosoana ny sehatry ny rano.
๐Ÿ”นNanatanteraka fihaonana tamin-๐™™๐™๐™–๐™ข๐™–๐™ฉ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฃ๐™– ๐™’๐™š๐™ก๐™ก๐™š๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ž๐™ฃ,๐˜ฟ๐™ž๐™ง๐™š๐™˜๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™˜๐™š ๐™๐™š๐™œ๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ก๐™š ๐™™๐™ช ๐™ฅรด๐™ก๐™š ๐™€๐™–๐™ช ๐™จ๐™ฎ ๐™Ž๐™ค๐™ข๐™– ๐™‚๐™๐™ค๐™จ๐™, ๐™๐™š๐™จ๐™ฅ๐™ค๐™ฃ๐™จ๐™–๐™—๐™ก๐™š ๐™ฅรด๐™ก๐™š ๐™€๐™–๐™ช, izay Solotenanโ€™ny Banky Iraisam-pirenena, ihany koa Ramatoa Minisitra. Nandritra izany no namerenana nijery ireo vokatra lehibe azo taminโ€™ny fiaraha-miasa teo aminโ€™i Madagasikara sy ny Banky Iraisam-pirenena, indrindra taminโ€™ny alalanโ€™ny tetikasa PAAEP sy MIONJO, ary nohamafisina ny fanohizana ny fanohanana ireo tetikasa stratejika, ny fanavaozana ny orinasa JIRAMA ary ny fanatsarana ny famatsiana rano fisotro madio.
๐Ÿ”นTao anatinโ€™io fotoana io ihany koa no nanambaranโ€™ny Banky Iraisam-pirenena fa hisy famatsiam-bola ho anโ€™ny tetikasa hanamafisana ny fahaiza-miatrika ny fiovanโ€™ny toetrandro, izay ahitana ny fanadihadiana momba ny fananganana fitahirizan-drano, ary ny fanatsarana ny famatsiana rano fisotro madio.
๐Ÿ”นIreo fihaonana ireo dia manamafy ny fitokisanโ€™ireo mpiara-miombonantoka iraisam-pirenena anโ€™i Madagasikara sy ny fitohizanโ€™ny fiaraha-miasa aminโ€™ny Governemanta, ho fanatanterahana ireo tetikasa lehibe sy maharitra, mba hanatsarana ny fahazoanโ€™ny mponina rano fisotro madio sy ny tolotra Rano, Fanadiovana sy Fidiovana manerana ny Nosy.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”