
Tanterahina ao NโDjamena, Tchad ny 15 sy 16 jolay 2026 ny ๐
๐ข๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ ๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ, ๐๐ญ๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ค๐. Mandray anjara aminโizany i Madagasikara, ary misolo tena azy ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐ sy ireo delegasiona miaraka aminy.