𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚: 𝐅amahana ny olan’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨

𝐌𝐨𝐫𝐨𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚: 𝐅amahana ny olan’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨
πŸ”ΉTeto Morondava, nandritra ny dia nataon-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana π˜Ώπ™§ π™π˜Όπ™•π˜Όπ™π™„π™‰π˜Ώπ™π™„π˜Όπ™‰π™„π˜Όπ™„π™‰π˜Ό π™ˆπ™žπ™£π™€π™¨π™€π™– π˜Όπ™£π™Ÿπ™–π™§π™–π™©π™žπ™–π™£π™– π™€π™‘π™žπ™–, dia notsidihina ny toeram-pamokaran-drano an’ny JIRAMA ao Tsimahavaobe, manoloana ny olana amin’ny fahatapahan-drano matetika.
πŸ”ΉNasehon’ity fitsirihana ity fa mbola ambany lavitra noho ny filΓ n’ny mponina ny famokarana rano. Manoloana izany dia tsy mijanona amin’ny fanaraha-maso fotsiny ny Ministeran’ny Rano, Fanadiovana sy ny Fidiovana (MEAH), fa mitondra fanampiana mivantana ho an’ny JIRAMA ho an’ny Β« pompe immergΓ©e Β»ihany koa, toy ny fanolorana moteur entina hamahana maika ny olan’ny rano misy eto antanana
πŸ”ΉIty hetsika ity dia porofon’ny fanoloran-tenan’ny Fitondram-panjakana manara-maso akaiky, manohana ary mandray andraikitra haingana, mba hanatsarana ny famatsiana rano sy hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”