𝐌𝐒𝐭𝐨𝐑𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧à𝐧𝐚 π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨

Nitsidika ny asa ao anatin’ny tetikasa PIAA2 teny Anosy sy Mahamasina Andriamatoa Bruno FUCHS, Solombavambahoaka Frantsay, niaraka tamin’ireo solontenan’ny MEAH, AFD, Union EuropΓ©enne ary CUA. Efa vita 78,65 % ny dingana voalohany ary efa natomboka ny dingana faharoa hatrany Mahamasina. Mitohy ihany koa ny fanatsarana ny fotodrafitrasa sy ny fandaminana ny lalana ary ny fanohanana ireo mpivarotra. Hahazo fanentanana sy fanohanana mandritra ny 36 volana ihany koa ireo Fokontany 52, ka ny tanjona dia ny hampihenana ny tondradrano sy hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina eto an-drenivohitra.

Β 

 

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”