
Nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao aminβny biraonβny Minisiteranβny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, tao Ambohijatovo Ambony, ny solontenanβny WaterAid Madagascar. Ny Minisitra πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ, no nandray azy ireo.