πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ π’π˜ π„π‰πˆππ“π€ : πŒπˆπ‘πŽπ’πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…πˆπ€π‘π€π‡π€-πŒπˆπ€π’π€

πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ π’π˜ π„π‰πˆππ“π€ : πŒπˆπ‘πŽπ’πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…πˆπ€π‘π€π‡π€-πŒπˆπ€π’π€
πŸ”ΉAo anatin’ny fanohizana ny fampiharana ny Memorandum of Understanding (MoU) nosoniavin’i Madagasikara sy i Ejipta, dia nivory tao amin’ny Centre national de recherche sur les ressources en eau na ny Foibem-pikarohana Nasionaly momban’ny loharanon-drano ny delegasiona avy amin’ny firenena roa tonta mba handrafitra ny dingana fanatanterahana ireo laharam-pahamehana efa nifanarahana.
πŸ”ΉNifantoka tamin’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina sy injeniera, ny fampandrosoana ireo fotodrafitrasa momba ny rano, ny fifampizarana traikefa sy teknolojia ary ny fampandrosoana ny ivon-toeram-pikarohana momba ny rano sy ny fanondrahana eto Madagasikara ny dinika.
πŸ”ΉNifanaraka ihany koa ny roa tonta hamolavola drafitrasa iarahana manatanteraka mandritra ny dimy taona, miaraka amin’ny rafitra fanaraha-maso tsy tapaka. Hanomana ny sarintanin’ireo faritra mbola sahirana amin’ny fahazoana rano i Madagasikara, ary handefa ny volavolan-drafitrasa sy ny fandaharan’asa fanofanana kosa i Ejipta.
πŸ”ΉManamarika dingana vaovao ity fihaonana ity hoy ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana π˜Ώπ™§ π™π˜Όπ™•π˜Όπ™π™„π™‰π˜Ώπ™π™„π˜Όπ™‰π™„π˜Όπ™„π™‰π˜Ό π™ˆπ™žπ™£π™€π™¨π™€π™– π˜Όπ™£π™Ÿπ™–π™§π™–π™©π™žπ™–π™£π™– π™€π™‘π™žπ™–, satria mifindra avy amin’ny fifanarahana mankany amin’ny fanatanterahana mivaingana ny fiaraha-miasa, ho fanatsarana ny fitantanana ny loharanon-drano sy ny fanamafisana ny fahazoan’ny vahoaka rano fisotro madio.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”