๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž ๐Ÿ”นMitohy ny hetsika fanatsarana ny tontolonโ€™ny fahadiovana ao anatinโ€™ny Fifaninanana ๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž.

๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž
๐Ÿ”นMitohy ny hetsika fanatsarana ny tontolonโ€™ny fahadiovana ao anatinโ€™ny Fifaninanana ๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž.
๐Ÿ”นNotanterahina ny 30 mey 2026 teny ๐€๐ง๐๐š๐ฏ๐š๐ฆ๐š๐ฆ๐›๐š ๐€๐ฆ๐›๐ข๐ฅ๐š๐ง๐ข๐›๐ž ny hetsika izay notarihinโ€™Andriamatoa ๐™๐˜ผ๐™๐™„๐˜ฟ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐™๐™Ž๐™Š๐˜ผ ๐™๐™ค๐™Ÿ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ฎ, Tale Jeneralinโ€™ny Fidiovana sy Fanadiovana eo anivonโ€™ny Ministeranโ€™ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana. Niara-nanotrona sy nandray anjara taminโ€™izany ihany koa ny Mpanampy Voalohany ny Benโ€™ny Tanร na ao aminโ€™ny Boriborintany faha-4, ary Lehibenโ€™ny Sampandraharaha Teknika ao aminโ€™io boriborintany io.
๐Ÿ”นNandritra ity hetsika ity dia nasongadina ny maha-zava-dehibe ny fiaraha-mientanโ€™ny rehetra aminโ€™ny fanatsarana ny tontolo iainana sy ny fahadiovana eny anivonโ€™ny fokontany. Tafiditra ao anatinโ€™ny paikady entina mampiroborobo ny fahadiovana sy ny fahasalamam-bahoaka ny Fifaninanana Fokontany Madio, izay manentana ny olom-pirenena handray andraikitra mivantana aminโ€™ny fanadiovana sy fikojakojana ny manodidina azy.
๐Ÿ”นNy Fifaninanana Fokontany Madio dia sehatra iray entina mampivondrona ny hery rehetra ho aminโ€™ny tanjona iraisana, dia ny fananganana tontolo madio, salama ary mendrika ho anโ€™ny mponina rehetra.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”