
Ny Praiminisitra ππΌπ
πΌπππΌπππππ πππ’ππ©πππ£π no nitarika ity fihaonana ity, ary mandray anjara aminβizany ireo mpikambana ao aminβny Governemanta, isanβizany ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ.