
NotarihinβAndriamatoa πππ
ππππππππππππ ππ¨π£π¨ππ§ππ«π² ππ’ππ§π, Tale Jeneralinβny Fanadiovana sy ny Fidiovana eo anivonβny Minisiteranβny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, ny hetsika. Nanotrona izany ihany koa ny Solombavambahoaka voafidy tao aminβny boriboritany voalohany Andriamatoa ππππππππππππππππππ πππ«ππ‘Γ©π₯Γ©π¦π², sy ireo tomponβandraikitra isan-tsokajiny ary ny mpiara-miombonantoka.