π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€πΓ”π’π˜ : ππˆπ‘π€πŽ π•π€πŽπ•π€πŽ π‡πŽ π€πβ€™ππ˜ π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‘π€ππŽ, π…π€ππ€πƒπˆπŽπ•π€ππ€, π’π˜ π…πˆπƒπˆπŽπ•π€ππ€

π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€πΓ”π’π˜ : ππˆπ‘π€πŽ π•π€πŽπ•π€πŽ π‡πŽ π€πβ€™ππ˜ π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‘π€ππŽ, π…π€ππ€πƒπˆπŽπ•π€ππ€, π’π˜ π…πˆπƒπˆπŽπ•π€ππ€
πŸ”ΉNotanterahina ny 𝟏𝟏 π‰π’π¨π§πš πŸπŸŽπŸπŸ”, tao Taolagnaro, ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny fotodrafitrasa vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Rano, ny Fanadiovana, sy ny Fidiovana AnΓ΄sy, izay notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika Ny KΓ΄lΓ΄nely π™π˜Όπ™‰π˜Ώπ™π™„π˜Όπ™‰π™„π™π™„π™‰π˜Ό π™ˆπ™žπ™˜π™π™–Γ«π™‘, notronin’ny Mpanolontsaina Avon’ny Fanavaozana, Praiminisitra lehiben’ny Governemanta, ny Filohan’ny Antenimierampirenena, ireo mpikambana ao amin’ny gouvernemanta, isan’izany ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana π˜Ώπ™§ π™π˜Όπ™•π˜Όπ™π™„π™‰π˜Ώπ™π™„π˜Όπ™‰π™„π˜Όπ™„π™‰π˜Ό π™ˆπ™žπ™£π™€π™¨π™€π™– π˜Όπ™£π™Ÿπ™–π™§π™–π™©π™žπ™–π™£π™– π™€π™‘π™žπ™–, sy ireo manampahefana ambony eto amin’ny Fanjakana.
πŸ”ΉAhitana birao vaovao misy efitra folo, forage, ary mampiasa angovo mandeha amin’ny herin’ny masoandro ity fotodrafitrasa ity, ka hanampy ireo ekipan’ny Ministera any AnΓ΄sy amin’ny asa fanompoana vahoaka sy fanatanterahana ireo tetikasa momba ny rano, fanadiovana ary fidiovana manerana ny Faritra. Marihina fa ity fanorenana fotodrafitrasa ity dia vokatry ny fiaraha-miasa miaraka amin’ny tetikasa πŒπˆπŽππ‰πŽ izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena.
πŸ”ΉNambara-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, fa porofon’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana hampanakaiky ny fampandrosoana eny ifotony izao zava-bita izao.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”