ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ: π πππππππππ-ππππππ
Notanterahina tao aminβny Ministeranβny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana ny fananganan-tsaina, notarihin-dRamatoa Minisitra πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ.
Nandritra izany dia nanentana ny rehetra ho aminβny fahavitrihana sy firaisan-kina Ramatoa Minisitra, ary nanasongadina ny vokatry ny fihaonana iraisam-pirenena tany Ejipta sy Tchad.
Nankasitrahany ihany koa ireo nandray anjara taminβny Β« Fokontany Madio Β», sady nanamafy ny maha-zava-dehibe ny fiomanana aminβireo fanamby ho avy, indrindra ny haintany sy ny fitantanana ny fako



