
Ho fanajana ny andinin-dalΓ na laharana ππππ-πππ πππ¦π’π§βπ§π² ππ ππ¨π π¨π¬π’ππ«π ππππ momba ny ady aminβny kolikoly, dia nanatanteraka ny πππ§ππ¦πππ«ππ¦-π©ππ§ππ§ππ§π² teo anivonβny BIANCO ireo tomponβandraikitra rehetra ao aminβny Ministera ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, izay notaritin-dRamatoa Minisitra ππ« πππππ
ππππππππππππ ππ’π§π¨π¬π¨π ππ§π£ππ«πππ’ππ§π ππ₯π’π.