
Dingana lehibe manantantara eo aminβny famatsiana rano fisotro madio any Atsimo ny Nosy, indrindra ao Ambovombe, Faritra Androy no tontosa, ny 06 aogositra 2026, tao aminβny Lapam-panjakana Ambotsirohitra. Nisy ny πππ§ππ¨π―ππ§-ππ¬π¨π§π’π π§π² ππ’πππ§ππ«ππ‘ππ§π π‘π’ππ«ππ‘π-π¦ππ§ππππ§πππ«ππ€π π§π² ππππ’π€ππ¬π πππ¦πππ¬π’ππ§π π«ππ§π¨ ππ’π¬π¨ππ«π¨ π¦πππ’π¨ πππ§ππ₯ππ§π π¬π’π«π ππ¦π’π§βπ§π² π«ππ§π¨π¦ππ¬π’π§π avy ao Tsirangoty, 7km miala ao Ambovombe miaraka aminβny orinasa πππππππ πππππππππ sy ny fitondram-panjakana, taminβny alalanβny Minisiteranβny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, izay nisoloan-dRamatoa Minisitra, πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ, tena.