Dingana lehibe iray eo aminโny fanatsarana ny sehatry ny fanadiovana sy fidiovana eto Madagasikara no tontosa taminโny fanokafana taminโny fomba ofisialy ny famokarana eto an-toerana ny ๐๐๐๐ ๐๐๐ง, ny 13 may 2026.
Vahaolana ara-pidiovana vaovao sy manara-penitra ny SATO Pan, ary natao ho mora vidy, maharitra ary mifanaraka aminโny filร nโny tokantrano malagasy. Ankoatra ny fanamorana ny fahazoanโny mponina fotodrafitrasa ara-pidiovana ara-pahasalamana sy azo antoka, ny famokarana eto an-toerana dia mandray anjara aminโny fampiroboroboana ny indostria nasionaly sy ny famoronana asa.
Nambaran-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐, fa laharam-pahamehanโny Fitondram-panjakana ny fanomezana vahaolana maharitra sy mendrika ho anโny rehetra, indrindra ireo mponina marefo sy sahirana