
Natomboka ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐ฃ๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ๐ ๐จ๐, ๐๐๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง๐, ny asa fametrahana fantsona, izay notarihinโAndriamatoa Filohanโny Fanavaozana ny Repoblika, ny ๐รด๐กรด๐ฃ๐๐ก๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐๐รซ๐ก, notroninโny Mpanolontsaina Avonโny Fanavaozana, Praiminisitra lehibenโny Governemanta, ny Filohanโny Antenimierampirenena, ireo mpikambana ao aminโny Governemanta, niaraka taminโireo manampahefana ambony eto aminโny Fanjakana, isanโizany ny Minisitry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana, ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐.