
Mitohy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fanomezana rano fisotro madio ho an’ny vahoaka. Natolotry ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana 𝘿𝙧 𝙍𝘼𝙕𝘼𝙁𝙄𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙉𝙄𝘼𝙄𝙉𝘼 𝙈𝙞𝙣𝙤𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙀𝙡𝙞𝙖, ny 𝟳 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 ny fotodrafitrasa Rano Fisotro Madio ao amin’ny 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗱𝗶𝘁𝘀𝗶𝗿𝘆, Botiboritany faha-5.