
Efa nisy vokatra hita maso izany ezaka izany, indrindra taminโny alalanโny fanomezana fotodrafitrasa fisitrahana rano fisotro madio, fanadiovana sy fidiovana tany aminโny Faritra ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐, ๐๐๐๐ก๐ ๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐. Tafiditra ao anatinโizany ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ด๐ฒ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐๐ฒ, ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ, ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eny an-tsekoly.