
Tonga aminβny dingana farany ny fananganana ny βUnitΓ©s compactes de traitement dβeau (UCT)β ao Mandroseza, izay efa mahatratra 97% ny fahavitanβasa. Nandritra ny fitsirihana notarihinβny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ, dia voamarina fa efa vonona hiditra aminβny dingana andrana fampandehanana ny toby.