๐•„๐”ธโ„๐”ธ๐•๐”ธโ„•๐”พ๐”ธ: ๐•„๐•š๐•ฅ๐• ๐•™๐•ช ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐•š๐•œ๐•’๐•ฅ๐•ค๐•’๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ง๐•’๐•™๐•’๐• ๐•๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ž๐•’๐•™๐•’๐•ฃ๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’ ๐•’๐•ž๐•š๐•Ÿโ€™๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐•’๐•ž๐•’๐•ฅ๐•ค๐•š๐•’๐•Ÿ-๐••๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐• 

๐•„๐”ธโ„๐”ธ๐•๐”ธโ„•๐”พ๐”ธ: ๐•„๐•š๐•ฅ๐• ๐•™๐•ช ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐•š๐•œ๐•’๐•ฅ๐•ค๐•’๐•™๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ง๐•’๐•™๐•’๐• ๐•๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ž๐•’๐•™๐•’๐•ฃ๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’ ๐•’๐•ž๐•š๐•Ÿโ€™๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐•’๐•ž๐•’๐•ฅ๐•ค๐•š๐•’๐•Ÿ-๐••๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐• 
๐Ÿ”นTonga nanao fitsidihana sy fanaraha-maso ireo fotodrafitrasa mahakasika ny rano ao Mahajanga androany ๐ŸŽ๐Ÿ– ๐ฆ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”, Ramatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, ๐˜ฟ๐™ง ๐™๐˜ผ๐™•๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™„๐˜ผ๐™„๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™€๐™ก๐™ž๐™–, ho famaliana ny olanโ€™ny tsy fahampian-drano izay iainanโ€™ny vahoaka.
๐Ÿ”นNandritra izany dia notsidihina ny ๐Ÿ๐จ๐ซ๐š๐ ๐ž ๐’๐Ÿ’ izay nahitana fahasimbana nandritra ny 10 andro. Efa nosoloanโ€™ny JIRAMA motera vaovao ny paompy ka miroso tsikelikely aminโ€™ny famerenana aminโ€™ny laoniny ny famokarana rano.
๐Ÿ”นNijery ny ๐’๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž ๐’๐ฎ๐ซ๐ฉ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ao Tsiazonangoly ihany koa ny delegasiona, ka hita fa tokony hametrahana transformateur 160 kVA, mba hanamafisana ny famatsian-drano ao an-tampon-tanร na.
๐Ÿ”นTafiditra tao anatinโ€™ny fandaharam-potoana ihany koa ny fihaonana taminโ€™ireo mponina ao Manjarisoa Ambony, izay nankasitraka ny fametrahana forage tao an-toerana. Io fotoana io koa dia nihainoana mivantana ny fitarainanโ€™izy ireo ary nijerena ihany koa ireo filร na eny ifotony, ka isanโ€™izany ny tokony hanampiana forage vaovao sy ny fametrehana lamina manokana ny fanadiovana sy ny fidiovana.
๐Ÿ”นNohamafisin-dRamatoa Minisitra fa laharam-pahamehanโ€™ny Fitondram-panjakana ny fanatsarana ny famatsian-drano sy ny fanamafisana ireo fotodrafitrasa ho tombontsoanโ€™ny vahoaka malagasy.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”