
Ho fanatanterahana ny Politika Ankapobenโny Fanjakana, aminโny ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ง๐จ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐๐ข๐จ dia nanatanteraka tetikasa fananganana fotodrafitrasa famatsian-drano fisotro madio aminโny alalanโny forage ny Ministeranโny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana (MEAH). Natolotry ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana ๐ซ๐ ๐น๐จ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐จ๐ฐ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐๐๐, anio, ary natrehinโAndriamatoa Jeneraly Minisitry ny Foloalindahy ๐น๐จ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ป๐ถ๐ด๐ฉ๐ถ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐๐ sy Androamatoa Ministra ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ๐ท๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐บ๐ถ๐จ ๐ต๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐
๐-๐ฝ๐, ny forage vaovao miisa telo (03) ary forage iray nasiam-panamboarana izay napetraka teny aminโny Centre Hospitalier de Soavinandriana sy teny aminโny tranonโny mpianatra Ankatso I sy II.