Vita tao aminβny Kaominina ambanivohitra Andrahanjo, Distrikanβny Sambava ny fandraisana vonjimaika ireo fotodrafitrasa famatsiana rano sy toerana fidiovana.
Mponina 4000 ao aminβireo fokontany Andrahanjo sy Ambavala no misitraka rano fisotro madio aminβny alalanβny Β« ππ€ππ£ππ¨ πππ£ππππ£ππ¨ Β» π’ππππ 38 sy toerana fidiovana manaraka ny fenitra.
Ny MEAH dia manome lanja ny fiaraha-miasa aminβireo sehatra tsy miankina, ka ity tetikasa ity dia niarahana taminβny WaterAid Madagascar izay tafiditra anatinβny tetikasa Vanila, vatsianβny DIAGEO Captain Morgan vola.