π½ππππ»βπΈπ½ππβπΈππΈ π½πΈβπΈπ»ππππΈβπΈ ππ π½ππ»ππππΈβπΈ
Fotodrafitrasa izay ahitana toeram-pidiovana no ho sitrahana afaka 10 andro raha ela indrindra.
Nanararaotra nanentana ny vahoaka ny Minisitra mba hikojakojana ny fananana iombonana fa indrindra ny fitandroana ny fahadiovana.



