
Teto Morondava, nandritra ny dia nataon-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ, dia notsidihina ny toeram-pamokaran-drano anβny JIRAMA ao Tsimahavaobe, manoloana ny olana aminβny fahatapahan-drano matetika.