๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐A
ny fanohizana ireo ezaka ataonโny Minisiteranโny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana aminโny fanamafisana ny fitantanana matipaika ny sehatra sy ny fametrahana politika mifototra aminโny antontanโisa marina sy azo itokisana, mba hahafahana mitondra vahaolana maharitra sy mahomby ho anโny vahoaka Malagasy.



