ᴀɴᴛᴀɴᴀɴᴀʀɪᴠᴏ ᴍɪᴀᴅy ᴀᴍɪɴ’ɴy ᴛᴏɴᴅʀᴀᴅʀᴀɴᴏ: ᴅɪɴɢᴀɴᴀ ʟᴇʜɪʙᴇ ᴠɪᴛᴀ!

ᴀɴᴛᴀɴᴀɴᴀʀɪᴠᴏ ᴍɪᴀᴅy ᴀᴍɪɴ’ɴy ᴛᴏɴᴅʀᴀᴅʀᴀɴᴏ: ᴅɪɴɢᴀɴᴀ ʟᴇʜɪʙᴇ ᴠɪᴛᴀ!
🔹Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany faha 03 ᴀᴩʀɪʟy 2026 ny tetikasa lehibe fanatsarana ny fanarian-drano eto Antananarivo (PIAA2), lanonana izay notarihin-dRamatoa Minisitra 𝘿𝙧 𝙍𝘼𝙕𝘼𝙁𝙄𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙉𝙄𝘼𝙄𝙉𝘼 𝙈𝙞𝙣𝙤𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙀𝙡𝙞𝙖, niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena.
🔹 Tetikasa natao hampihenana ny tondradrano miverimberina, ary hanamafy ny fahadiovan’ny tanana.
🔹Analakely, Antanimena, Mahamasina no hanombohana ny asa, ary mponin’Antananarivo maherin’ny 1 tapitrisa no hisitraka mivantana ny asa
𝗡𝘆 𝗠𝗘𝗔𝗛 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗲𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮, 𝗳𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.

À lire également

𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐍𝐎𝐉𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐏𝐈𝐀𝐀𝟐

𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 – 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔